<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><hymn_number>38</hymn_number>
<title>He, hosana! FFPM38</title>
<lyrics>[V1]
 He, hosana !
 Isaorana anie ny Mesia,
 Izay nalefan'ny Tompo,
 Ka hosana no asandratray ;
 // Ilay nirahinao, ry Tompo //
 // No derainay //
 // Ka hosana
 no asandratray //</lyrics>
<author>E. Hoff</author>
</song>